6 Nankeo amin’ilay vavahady, izay nitodika niantsinanana,+ ilay lehilahy. Dia niakatra teo amin’ny tohatohatr’ilay vavahady izy, ary norefesiny ny tokonana iray tamin’ilay vavahady+ ka nirefy bararata iray ny sakany, ary toy izany koa ny sakan’ilay tokonana iray.