Ezekiela 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nentin’Andriamanitra teo aho, ka io fa nisy lehilahy iray teo, ary namirapiratra hoatran’ny varahina ny fahitako azy.+ Nisy tady rongony sy bararata fandrefesana+ teny an-tanany, ary nijoro teo am-bavahady izy. Apokalypsy 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ilay niresaka tamiko dia nihazona bararata volamena fandrefesana,+ mba handrefesany ilay tanàna sy ny vavahadiny ary ny mandany.+
3 Nentin’Andriamanitra teo aho, ka io fa nisy lehilahy iray teo, ary namirapiratra hoatran’ny varahina ny fahitako azy.+ Nisy tady rongony sy bararata fandrefesana+ teny an-tanany, ary nijoro teo am-bavahady izy.
15 Ary ilay niresaka tamiko dia nihazona bararata volamena fandrefesana,+ mba handrefesany ilay tanàna sy ny vavahadiny ary ny mandany.+