FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+

      Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+

      Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+

  • Ezekiela 47:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nandeha niantsinanana ilay lehilahy. Nisy tady fandrefesana teny an-tanany.+ Dia nandrefy arivo hakiho izy, ary nasainy niampita an’ilay rano aho, ka hatreo amin’ny kitrokeliko ny rano.

  • Zakaria 2:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nanopy ny masoko aho, ka nahita lehilahy iray nitondra tady fandrefesana+ teny an-tanany.

  • Apokalypsy 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nomena bararata toy ny tehina+ aho, raha mbola nilaza izy hoe: “Mitsangàna ka refeso ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra+ sy ny alitara ary izay mivavaka ao.

  • Apokalypsy 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary ilay niresaka tamiko dia nihazona bararata volamena fandrefesana,+ mba handrefesany ilay tanàna sy ny vavahadiny ary ny mandany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara