Ohabolana 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+ Ezekiela 48:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Izany no tany hozarainareo amin’ny alalan’ny antsapaka, ho lovan’ny fokon’ny Israely.+ Ary ireo no ho anjaran’ny tsirairay”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.
33 Eo am-pofoana no anaovana antsapaka,+ fa ny fanapahan-kevitra rehetra avy amin’izany kosa dia avy amin’i Jehovah.+
29 “Izany no tany hozarainareo amin’ny alalan’ny antsapaka, ho lovan’ny fokon’ny Israely.+ Ary ireo no ho anjaran’ny tsirairay”,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.