Isaia 57:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”,+ hoy ny Andriamanitro. Jeremia 8:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nisy zava-tsoa.+ Nanantena fotoam-panasitranana isika, kanjo horohoro no niseho!+
15 Nanantena fiadanana isika, kanjo tsy nisy zava-tsoa.+ Nanantena fotoam-panasitranana isika, kanjo horohoro no niseho!+