Ezekiela 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nisy anti-panahin’ny Israely tonga tao amiko, ka nipetraka teo anoloako.+ Ezekiela 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, tamin’ny taona fahafito, dia tonga mba hanontany an’i Jehovah ny anti-panahy sasany teo amin’ny Israely,+ ka nipetraka teo anoloako.+
20 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, tamin’ny taona fahafito, dia tonga mba hanontany an’i Jehovah ny anti-panahy sasany teo amin’ny Israely,+ ka nipetraka teo anoloako.+