FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahenina, tamin’ny taona fahenina, raha nipetrapetraka tao an-tranoko aho ary nipetraka teo anoloako ny anti-panahin’i Joda,+ dia niasa tamiko ny tanan’i Jehovah Tompo Fara Tampony.+

  • Ezekiela 20:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, tamin’ny taona fahafito, dia tonga mba hanontany an’i Jehovah ny anti-panahy sasany teo amin’ny Israely,+ ka nipetraka teo anoloako.+

  • Ezekiela 33:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Dia ho tonga any aminao izy ireo, toy ny olona efa mpankeo aminao, ka hipetraka eo anoloanao toy ny ataon’ny oloko.+ Hihaino ny teninao tokoa izy ireo nefa tsy hankatò an’izany,+ satria filan-dratsy no haloaky ny vavany ary fakana tombony tsy ara-drariny no mamin’ny fony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara