FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hitako fa iny nisy rivo-mahery+ avy any avaratra, sy rahona matevina,+ ary afo nihovotrovotra.+ Namirapiratra ny manodidina an’ilay rahona. Ary avy teo afovoan’izy io,* dia nisy zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly nanjelatra,* avy teo afovoan’ny afo.+

  • Ezekiela 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia hitako fa nisy zavatra namirapiratra hoatran’ny metaly nanjelatra*+ sy hoatran’ny afo, nanodidina azy sy avy eo aminy,+ nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho miakatra. Fa nanomboka teo amin’ilay toy ny andilany no ho midina kosa, dia zavatra toy ny afo no hitako. Ary namirapiratra ny manodidina azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara