27 Ary hoy izy tamin’ireo: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Ataovy eny amin’ny andilanareo ny sabatrareo, ary midira hamakivaky ny toby ka tetezo ny vavahady rehetra. Dia samia mamono ny rahalahiny sy ny mpiara-monina aminy ary ny namany akaiky.’”+
4 Tsy hiantra anao ny masoko+ ary tsy hangoraka anao aho, fa hataoko mizaka ny valin’ny nataonao ianao, ary ho tsapanao fa mivaly aminao ny vokatr’ireo zava-maharikoriko nataonao.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’+