Tononkiran’i Solomona 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Sambory rey olona ny amboadia,+ dia ireo amboadia kely mpanimba tanimboaloboka, fa efa mamony ny voalobokay.”+ Galatianina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa noho ny rahalahy sandoka+ izay nampidirina mangingina teo anivontsika,+ sady nisoko niditra mba hitsikilo ilay fahafahana+ ananantsika amin’ny maha mpianatr’i Kristy Jesosy antsika, mba hanandevozan’izy+ ireo tanteraka antsika... Efesianina 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Amin’izay dia tsy ho zaza intsony isika ka hatopatopan’ny+ onja sy havezivezin’izao karazan-drivotry ny fampianarana+ rehetra izao amin’ny alalan’ny famitahan’ny+ olona, sy amin’ny alalan’ny hafetsen-dratsy amin’ny famoronana hevi-diso.
15 “Sambory rey olona ny amboadia,+ dia ireo amboadia kely mpanimba tanimboaloboka, fa efa mamony ny voalobokay.”+
4 Fa noho ny rahalahy sandoka+ izay nampidirina mangingina teo anivontsika,+ sady nisoko niditra mba hitsikilo ilay fahafahana+ ananantsika amin’ny maha mpianatr’i Kristy Jesosy antsika, mba hanandevozan’izy+ ireo tanteraka antsika...
14 Amin’izay dia tsy ho zaza intsony isika ka hatopatopan’ny+ onja sy havezivezin’izao karazan-drivotry ny fampianarana+ rehetra izao amin’ny alalan’ny famitahan’ny+ olona, sy amin’ny alalan’ny hafetsen-dratsy amin’ny famoronana hevi-diso.