Ohabolana 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy hisy hilana ny harena amin’ny andro fahatezerana,+ fa ny fahamarinana kosa no hiaro ny olona tsy ho faty.+ Jeremia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Na i Mosesy+ sy Samoela+ aza no hijoro eto anatrehako, dia tsy hamindra fo amin’ity vahoaka ity aho.*+ Horoahiko tsy ho eto anatrehako izy ireo mba handeha.+
4 Tsy hisy hilana ny harena amin’ny andro fahatezerana,+ fa ny fahamarinana kosa no hiaro ny olona tsy ho faty.+
15 Ary hoy i Jehovah tamiko: “Na i Mosesy+ sy Samoela+ aza no hijoro eto anatrehako, dia tsy hamindra fo amin’ity vahoaka ity aho.*+ Horoahiko tsy ho eto anatrehako izy ireo mba handeha.+