Salamo 80:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy ilay foto-boaloboka nambolen’ny tananao ankavanana.+Ary tsinjovy ilay solofo izay nohatanjahinao ho anao.+ Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+ Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+ Jeremia 33:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hampipoitra tsimoka marina ho an’i Davida aho,+ amin’izany andro sy fotoana izany. Ary hanao ny rariny sy ny hitsiny eo amin’ilay tany tokoa izy.+ Zakaria 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa mpisoronabe, eny, mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa olona atao fambara+ ireo namanao ireo. Fa hitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho!
15 Sy ilay foto-boaloboka nambolen’ny tananao ankavanana.+Ary tsinjovy ilay solofo izay nohatanjahinao ho anao.+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+
5 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hampipoirako tsimoka marina ho an’i Davida.+ Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho malina izy io ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
15 Hampipoitra tsimoka marina ho an’i Davida aho,+ amin’izany andro sy fotoana izany. Ary hanao ny rariny sy ny hitsiny eo amin’ilay tany tokoa izy.+
8 “‘Mihainoa, azafady, ry Josoa mpisoronabe, eny, mihainoa ianao sy ireo namanao mipetraka eo anatrehanao, fa olona atao fambara+ ireo namanao ireo. Fa hitondra an’ilay mpanompoko+ atao hoe Tsimoka+ aho!