Eksodosy 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mampijaly na mampahory ny mpivahiny,+ fa ianareo koa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany.+ Ohabolana 19:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Zanaka manao izay mahamenatra sy mahafa-baraka+ ny zanaka mampijaly an-drainy sy mandroaka an-dreniny.+
26 Zanaka manao izay mahamenatra sy mahafa-baraka+ ny zanaka mampijaly an-drainy sy mandroaka an-dreniny.+