2 Tantara 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any!+ Ary manaova zavatra+ ka tsarao ny mpanomponao, mba hitsingerina eo an-dohan’ny ratsy fanahy ny nataony,+ ary ambarao ho marina kosa izay marina+ ka valio araka ny fahamarinany.+
23 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any!+ Ary manaova zavatra+ ka tsarao ny mpanomponao, mba hitsingerina eo an-dohan’ny ratsy fanahy ny nataony,+ ary ambarao ho marina kosa izay marina+ ka valio araka ny fahamarinany.+