FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 5:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa avy nampisotroiny an-dravehivavy ilay rano, ary raha nandoto ny tenany izy ka nivadika tamin’ny vadiny,+ dia hiditra ao anatiny ho zava-mangidy ilay rano mitondra ozona, ka hibontsina ny kibony sady hikainkona ny feny, ary ho lasa fanozonana eo anivon’ny fireneny izy.+

  • 2 Mpanjaka 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘“Hitako ny ran’i+ Nabota sy ny ran’ny zanany lahy+ omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity sombin-tany ity no hampiharako aminao ny famaliana”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, ka atsipazo eo amin’ilay sombin-tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+

  • Joba 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa araka izay ataon’ny olombelona no hamaliany+ azy,

      Ary araka izay alehany ihany no hampanodiaviny azy.

  • Ohabolana 1:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Koa hihinana ny vokatry ny nataony izy,+ ary ho vokin’ny tetika nataony.+

  • Isaia 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Lozan’ny ratsy fanahy! Hahita loza izy, fa hatsingerina aminy izay nataony!+

  • Galatianina 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara