Ohabolana 14:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lavon’ny faharatsiany ny ratsy fanahy,+ fa fialofana ho an’ny marina kosa ny tsy fivadihany.+ Ohabolana 21:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izay olona miala amin’ny lalan’ny fahamalinana,+ dia ho any amin’ireo maty maro be tsy mahefa na inona na inona.+
16 Izay olona miala amin’ny lalan’ny fahamalinana,+ dia ho any amin’ireo maty maro be tsy mahefa na inona na inona.+