Ohabolana 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+ Ohabolana 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mpitondra ratsy fanahy, izay manjaka amin’ny mahantra, dia toy ny liona mierona sy orsa mihazakazaka hanafika.+ Ezekiela 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Miray tetika hikomy ny mpaminany ao aminy.+ Sahala amin’ny liona mierona mamiravira remby izy ireo,+ ka olona* no hohaniny.+ Harena sy zava-tsarobidy no alainy.+ Nihamaro ny mpitondratena ao aminy noho ny nataon’izy ireo.+
12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+
15 Ny mpitondra ratsy fanahy, izay manjaka amin’ny mahantra, dia toy ny liona mierona sy orsa mihazakazaka hanafika.+
25 Miray tetika hikomy ny mpaminany ao aminy.+ Sahala amin’ny liona mierona mamiravira remby izy ireo,+ ka olona* no hohaniny.+ Harena sy zava-tsarobidy no alainy.+ Nihamaro ny mpitondratena ao aminy noho ny nataon’izy ireo.+