FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Farany, dia tonga teo anatrehako i Daniela, ilay atao hoe Beltesazara+ araka ny anaran’ny andriamanitro.+ Ao aminy ny fanahin’ireo andriamanitra masina.+ Dia nolazaiko taminy ilay nofy, hoe:

  • Daniela 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa marani-tsaina tsy misy hoatr’izany izy, sady manam-pahalalana sy lalin-tsaina, ka nahay nilaza ny hevitry ny nofy+ sy nahafantatra ny hevitry ny teny saro-pantarina ary nahavaha olana saro-bahana.+ I Daniela izany olona izany, izay nantsoin’ny mpanjaka hoe Beltesazara.+ Koa aoka hantsoina izy mba hilaza ny hevitr’io soratra io.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara