1 Mpanjaka 8:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota+ taminao sy ny fahadisoana+ rehetra nataony taminao.+ Ataovy miantra+ azy ny mpamabo azy ka hangoraka azy, Salamo 106:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia nataony lasa niantra azyIzay rehetra namabo azy.+ Ohabolana 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Rehefa sitrak’i Jehovah ny ataon’ny olona,+ na ny fahavalony aza hampihavaniny aminy.+
50 ary mamelà ny heloky+ ny olonao izay nanota+ taminao sy ny fahadisoana+ rehetra nataony taminao.+ Ataovy miantra+ azy ny mpamabo azy ka hangoraka azy,