8 Koa rehefa re ny didin’ny mpanjaka sy ny lalàny, sady tovovavy maro no efa voangona tao an-dapan’i Sosana,+ mba ho eo ambany fiandraiketan’i Hegay,+ dia nentina nankany amin’ny tranon’ny mpanjaka koa i Estera ho eo ambany fiandraiketan’i Hegay mpiambina ny vehivavy.