Salamo 106:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa nanota tahaka ny razanay izahay,+Nanao zavatra tsy nety izahay, ary nanao ratsy.+ Isaia 44:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+
22 Hokosehiko ny fahadisoanao toy ny hoe hosaronana rahona,+ ary hokosehiko ny fahotanao toy ny hoe hosaronana rahona matevina. Koa miverena amiko+ fa havotako ianao.+