FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ny rariny no hanavotana+ an’i Ziona, ary ny fahamarinana+ no hanavotana ny olony izay miverina.

  • Isaia 45:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ho marina ny taranak’Israely+ manontolo noho ny fanampian’i Jehovah,+ ary izy no ho reharehan’izy ireo.’”+

  • Isaia 60:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Volamena+ no hoentiko ho solon’ny varahina, volafotsy ho solon’ny vy, varahina ho solon’ny hazo, ary vy ho solon’ny vato. Dia hotendreko ho mpiandraikitra+ anao ny fiadanana ary ho mpampiasa anao ny fahamarinana.+

  • Apokalypsy 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa afaka ny telo andro sy tapany,+ dia nisy aina avy tamin’Andriamanitra niditra tao anatin’ireo,+ ka nijoro tamin’ny tongony izy, ary raiki-tahotra indrindra izay nahita azy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara