Daniela 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Mifarana eto ilay fitantarana. Dia nampahatahotra be ahy ny eritreritro, ka nivaloarika aho. Noraketiko tao am-poko+ anefa izay hitako sy reko.” Daniela 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nisy hoatran’ny zanak’olombelona nikasika ny molotro,+ dia nisoka-bava aho ka niteny.+ Dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Nifanintona tampoka aho, tompoko,+ noho ilay fahitana hitako, ka tsy nanana hery intsony.+
28 “Mifarana eto ilay fitantarana. Dia nampahatahotra be ahy ny eritreritro, ka nivaloarika aho. Noraketiko tao am-poko+ anefa izay hitako sy reko.”
16 Ary nisy hoatran’ny zanak’olombelona nikasika ny molotro,+ dia nisoka-bava aho ka niteny.+ Dia hoy aho tamin’ilay nijoro teo anoloako: “Nifanintona tampoka aho, tompoko,+ noho ilay fahitana hitako, ka tsy nanana hery intsony.+