Daniela 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 ka i Dariosy+ Medianina no nandray ny fanjakana, tamin’izy roa amby enimpolo taona teo ho eo. Daniela 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitan’i Dariosy fa tsara ny hisian’ny lehibem-paritany, ka nanendry olona roapolo amby zato ho amin’izany toerana izany izy, ary ireo no hitantana ilay fanjakana manontolo.+ Daniela 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nahita fahombiazana i Daniela tao amin’ny fanjakan’i Dariosy+ sy ny fanjakan’i Kyrosy Persianina.+
6 Ary hitan’i Dariosy fa tsara ny hisian’ny lehibem-paritany, ka nanendry olona roapolo amby zato ho amin’izany toerana izany izy, ary ireo no hitantana ilay fanjakana manontolo.+
28 Ary nahita fahombiazana i Daniela tao amin’ny fanjakan’i Dariosy+ sy ny fanjakan’i Kyrosy Persianina.+