Ezekiela 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nahitsy ny tongotr’izy ireo, ary sahala amin’ny kitron’ny zanak’omby ny faladiany.+ Nanjelanjelatra toy ny varahina nokosehina hangirana ny tongony.+ Apokalypsy 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ary ny tongony tahaka ny varahina voadio+ izay mamirapiratra ao anaty lafaoro, ary ny feony+ tahaka ny feon’ny rano be.
7 Nahitsy ny tongotr’izy ireo, ary sahala amin’ny kitron’ny zanak’omby ny faladiany.+ Nanjelanjelatra toy ny varahina nokosehina hangirana ny tongony.+
15 ary ny tongony tahaka ny varahina voadio+ izay mamirapiratra ao anaty lafaoro, ary ny feony+ tahaka ny feon’ny rano be.