FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 35:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Lazao amin’ireo mitebiteby*+ hoe: “Mahereza.+ Aza matahotra+ fa ho avy hamaly izay natao taminareo ilay Andriamanitrareo,+ eny, hamaly Andriamanitra.+ Izy mihitsy no ho avy hamonjy anareo.”+

  • Hagay 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “‘Koa mahereza, ry Zerobabela ô!’, hoy i Jehovah, ‘ary mahereza,+ ry Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka!’

      “‘Ary mahereza daholo ianareo mponin’ity tany ity’, hoy i Jehovah, ‘ka miasà.’+

      “‘Fa momba anareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Zakaria 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Hatanjaho hiatrika asa ny tananareo,+ dia ianareo izay mandre izany teny izany amin’izao andro izao avy amin’ny vavan’ny mpaminany,+ izay efa teo tamin’ilay andro nametrahana ny fototry ny tranon’i Jehovah Tompon’ny tafika, mba hanorenana ny tempoly.+

  • 1 Korintianina 16:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Miambena hatrany,+ ary aoka ianareo ho mafy orina ao amin’ny finoana+ sy hitomban-dahy+ hatrany ary hatanjaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara