FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 10:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanohitra+ ahy iraika amby roapolo andro anefa ny andrianan’ny+ fanjakan’i Persa.+ Dia tonga nanampy ahy i Mikaela,+ iray amin’ireo andriana lehibe indrindra.+ Ary tafajanona teo amin’ireo mpanjakan’i Persa aho,+ nandritra izany fotoana izany.

  • Joda 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+

  • Apokalypsy 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary nisy ady nipoaka tany an-danitra: I Mikaela+ sy ny anjeliny niady tamin’ilay dragona. Ary niady koa ilay dragona sy ny anjeliny

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara