2 Tesalonianina 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka tsy hisy hamitaka anareo na amin’inona na amin’inona, satria tsy ho tonga izany raha tsy efa tonga aloha ny fivadiham-pinoana,+ ka haharihary+ ilay lehilahy mpandika lalàna,+ dia ilay zanaky ny fandringanana.+
3 Aoka tsy hisy hamitaka anareo na amin’inona na amin’inona, satria tsy ho tonga izany raha tsy efa tonga aloha ny fivadiham-pinoana,+ ka haharihary+ ilay lehilahy mpandika lalàna,+ dia ilay zanaky ny fandringanana.+