Ohabolana 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary mba hanekena anatra,+ izay mahatonga ny olona ho lalin-tsaina+ sy ho marina+ ary hanao ny rariny+ sy ny hitsiny.+ Isaia 32:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy haraikitra ny mason’ireo mahita, ary hanongilan-tsofina ireo mandre.+ Daniela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Maro no hanadio ny tenany+ ho fotsy,+ ka ho voadio.+ Fa ny ratsy fanahy kosa hanao ratsy.+ Ary tsy hisy ratsy fanahy hahazo ny hevitry ny teny,+ fa izay lalin-tsaina no hahazo.+ Matio 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy ny navaliny: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa tsy navela.+ Matio 24:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 “Iza tokoa moa ilay mpanompo+ mendri-pitokisana sy malina izay notendren’ny tompony hikarakara an’ireo mpanompo ao an-tranony, ka hanome sakafo azy ireo amin’ny fotoana mety?+
3 ary mba hanekena anatra,+ izay mahatonga ny olona ho lalin-tsaina+ sy ho marina+ ary hanao ny rariny+ sy ny hitsiny.+
10 Maro no hanadio ny tenany+ ho fotsy,+ ka ho voadio.+ Fa ny ratsy fanahy kosa hanao ratsy.+ Ary tsy hisy ratsy fanahy hahazo ny hevitry ny teny,+ fa izay lalin-tsaina no hahazo.+
11 Hoy ny navaliny: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa tsy navela.+
45 “Iza tokoa moa ilay mpanompo+ mendri-pitokisana sy malina izay notendren’ny tompony hikarakara an’ireo mpanompo ao an-tranony, ka hanome sakafo azy ireo amin’ny fotoana mety?+