Deoteronomia 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+ Salamo 82:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 82 Maka toerana Andriamanitra,+ eo amin’ny fivoriana+ tarihin’Andriamanitra,Eo amin’ireo andriamanitra Izy no mitsara,+ ka manao hoe: Salamo 136:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Misaora an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+
17 Fa Andriamanitry ny andriamanitra+ sy Tompon’ny tompo+ i Jehovah Andriamanitrareo. Izy no Andriamanitra lehibe sy mahery ary mendrika hatahorana,+ izay tsy miangatra amin’iza na iza,+ ary tsy mandray kolikoly,+
82 Maka toerana Andriamanitra,+ eo amin’ny fivoriana+ tarihin’Andriamanitra,Eo amin’ireo andriamanitra Izy no mitsara,+ ka manao hoe:
2 Misaora an’ilay Andriamanitry ny andriamanitra:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+