Ezekiela 38:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ka hiteny hoe: “Hiakatra hamely an’ilay tany misy tanàna tsy mimanda aho,+ ary hankany amin’ireo olona mandry feizay sy monina tsy amin’ahiahy, dia izay rehetra monina ao amin’ny tanàna tsy misy manda+ na bara hidiny na vavahady.” Ezekiela 38:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Amin’izany andro izany, amin’ilay andro hamelezan’i Goga ny tanin’ny Israely’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia ho tezitra mafy aho.*+
11 ka hiteny hoe: “Hiakatra hamely an’ilay tany misy tanàna tsy mimanda aho,+ ary hankany amin’ireo olona mandry feizay sy monina tsy amin’ahiahy, dia izay rehetra monina ao amin’ny tanàna tsy misy manda+ na bara hidiny na vavahady.”
18 “‘Amin’izany andro izany, amin’ilay andro hamelezan’i Goga ny tanin’ny Israely’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia ho tezitra mafy aho.*+