6 Tamin’izany andro izany, dia nanangan-tanana aho+ ka nianiana tamin’izy ireo fa hamoaka azy avy any Ejipta, mba hitondra azy any amin’ilay tany tondra-dronono sy tantely,+ dia ilay tany efa nojereko taratra mba homena azy ireo. Ravaky ny tany rehetra izy io.+
16 Ary ilay ho avy mba hamely ny mpanjakan’ny atsimo dia hanao araka izay sitrapony, ka tsy hisy hahatohitra. Hitsangana ao amin’ilay Tany Kanto*+ izy, ary hanana hery handripahana.+
45 Ary ny tranolainy, izay toy ny lapa, dia haoriny eo anelanelan’ny ranomasina lehibe sy ny tendrombohitra masin’ilay Tany Kanto.+ Hiroso ho any amin’izay hiafarany izy,+ ary tsy hisy hamonjy.+