FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 48:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Kanto sy manerinerina ilay fifalian’ny tany manontolo,+

      Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,+

      Eny, ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+

  • Daniela 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nisy tandroka kely iray nipoitra avy tamin’ny iray tamin’ireo tandroka ireo.+ Nihalehibe izy io, ka nanondro nianatsimo sy niantsinanana ary nanondro an’ilay Tany Kanto.*+

  • Daniela 11:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Ary hitsofoka+ ao amin’ilay Tany Kanto+ izy, ary hisy tany maro ho lasany.+ Ireto anefa no ho afa-mandositra tsy ho azon’ny tanany: Ny mponin’i Edoma sy Moaba+ ary ireo lohandohany amin’ny taranak’i Amona.

  • Zakaria 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 ‘Ary naeliko nanerana ny firenena rehetra+ tsy fantany+ izy ireo, toy ny naelin’ny tafio-drivotra. Lasa lao ilay tany rehefa nilaozan’izy ireo, ka tsy nisy nandalo na niverina nankany.+ Ary lasa nigagan’ny olona ilay tany mahafinaritra,+ noho ny nataon’izy ireo.’”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara