Salamo 62:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Anao koa ny hatsaram-panahy feno fitiavana, Jehovah ô,+Fa ianao no mamaly ny tsirairay araka ny asany.+ Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+
12 Anao koa ny hatsaram-panahy feno fitiavana, Jehovah ô,+Fa ianao no mamaly ny tsirairay araka ny asany.+
10 Izaho Jehovah no mandinika ny fo+ sy mamantatra ny voa,+ mba hamaliako ny tsirairay araka izay ataony+ sy araka ny vokatry ny asany.+