2 Mpanjaka 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folo nanjakan’i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tany Samaria i Jeroboama+ zanak’i Joasy mpanjakan’ny Israely. Ary iraika amby efapolo taona no nanjakany.
23 Tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folo nanjakan’i Amazia zanak’i Joasy mpanjakan’ny Joda, no lasa mpanjaka tany Samaria i Jeroboama+ zanak’i Joasy mpanjakan’ny Israely. Ary iraika amby efapolo taona no nanjakany.