Isaia 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hatokako ho toy ny zavatra efa potika izy,+ ka tsy hisy handrantsana na hiava azy.+ Dia tsilo sy ahidratsy no hiara-maniry aminy,+ ary tsy avelako handatsaka orana eo aminy ny rahona.+
6 Hatokako ho toy ny zavatra efa potika izy,+ ka tsy hisy handrantsana na hiava azy.+ Dia tsilo sy ahidratsy no hiara-maniry aminy,+ ary tsy avelako handatsaka orana eo aminy ny rahona.+