FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao no nolazain’i Jehovah mba hanamelohana ny ratsy fanahy rehetra miara-monina amiko,+ izay mikitikitika an’ilay lova nomeko ho an’ny Israely oloko:+ “Ongotako tsy ho eo amin’ny taniny izy ireo.+ Ary ongotako tsy ho eo anivon’izy ireo ny taranak’i Joda.+

  • Ezekiela 35:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Nilaza ianao hoe: ‘Ho lasako ireo firenena sy tany roa ireo, ka samy halaintsika ho antsika!’+ I Jehovah mihitsy anefa no ao amin’ireo tany roa ireo.+

  • Zefania 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Efa reko ny fandatsan’i Moaba+ sy ny fanevatevan’ny taranak’i Amona,+ izay nandatsany ny oloko sy nireharehany hamely ny faritanin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara