FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 79:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+

      Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+

  • Jeremia 48:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘Ataovy izay hahamamo azy,+ fa nirehareha nanohitra an’i Jehovah izy.+ Nihosinkosina tao anaty loany+ i Moaba ary nataon’ny olona fihomehezana.

  • Ezekiela 25:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa izao lazaina amin’ny taranak’i Amona: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony. Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Noho ianao nilaza hoe: ‘Tsara ho azy izay!’, rehefa nozimbazimbaina ny toerako masina, sy rehefa lao ny tanin’ny Israely ka natao sesitany ny taranak’i Joda,+

  • Zefania 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Efa reko ny fandatsan’i Moaba+ sy ny fanevatevan’ny taranak’i Amona,+ izay nandatsany ny oloko sy nireharehany hamely ny faritanin’izy ireo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara