Isaia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+ Joela 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky! Zefania 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Akaiky+ ny andro lehiben’i+ Jehovah. Efa akaiky izy io, sady manatona haingana dia haingana.+ Injay ny andron’i Jehovah!+ Mangidy izany andro izany. Amin’izany dia hiantsoantso mafy ny lehilahy mahery.+
2 Fa tezitra amin’ny firenena rehetra i Jehovah+ sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny, ka hovonoiny ho faty.+
2 “Tsofy ao Ziona ny anjombona,+ ary manaova hiakan’ady+ eo an-tendrombohitro masina.+ Aoka hitebiteby izay rehetra monina eto,+ fa ho avy ny andron’i Jehovah,+ sady efa akaiky!
14 “Akaiky+ ny andro lehiben’i+ Jehovah. Efa akaiky izy io, sady manatona haingana dia haingana.+ Injay ny andron’i Jehovah!+ Mangidy izany andro izany. Amin’izany dia hiantsoantso mafy ny lehilahy mahery.+