FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 46:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Mampifaly ny tanànan’Andriamanitra ireo sakeli-drano mankamin’ny renirano iray,+

      Eny, mampifaly an’ilay tranolay be voninahitra sy masina indrindra, izay an’ny Avo Indrindra.+

  • Ezekiela 47:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Dia nentin-dralehilahy niverina teo amin’ny fidirana amin’ilay Trano+ aho, ka io fa nisy rano+ nivoaka avy teo ambanin’ny tokonan’ilay Trano ary nikoriana niantsinanana.+ Nitodika niantsinanana mantsy ilay Trano. Nikoriana nidina avy tao ambany io rano io, ka nandalo teo ankavanan’ilay Trano, teo atsimon’ny alitara.

  • Apokalypsy 22:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nampiseho ahy reniranon’ny ranon’aina+ izy. Mangalahala toy ny vato kristaly izy io ary nikoriana avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara