Isaia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hahita loza ilay satroboninahitra miavaka anaovan’ny mpimamon’i Efraima!+ Ary ilay fehiloha tsara tarehy dia tsy inona fa voninkazo mihamalazo anaovan’ilay lohasaha lonaka, izay onenan’ireo mamon-divay ireo! Amosa 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+ Lioka 21:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ary mitandrema sao ny fonareo hovesaran’ny fihinanana tafahoatra sy ny fibobohan-toaka+ ary ny fanahiana+ eo amin’ny fiainana, ka tsy hampoizinareo ny hahatongavan’izany andro izany aminareo, fa ho tampoka+
28 Hahita loza ilay satroboninahitra miavaka anaovan’ny mpimamon’i Efraima!+ Ary ilay fehiloha tsara tarehy dia tsy inona fa voninkazo mihamalazo anaovan’ilay lohasaha lonaka, izay onenan’ireo mamon-divay ireo!
6 sy misotro divay+ amin’ny vilia baolina, ary mihosotra menaka faran’izay tsara.+ Ary tsy mba mankarary anareo ny loza manjo an’i Josefa.+
34 “Ary mitandrema sao ny fonareo hovesaran’ny fihinanana tafahoatra sy ny fibobohan-toaka+ ary ny fanahiana+ eo amin’ny fiainana, ka tsy hampoizinareo ny hahatongavan’izany andro izany aminareo, fa ho tampoka+