13 Koa hatao sesitany ny oloko noho ny tsy fahalalany ahy.+ Ho fatin’ny mosary ireo olona be voninahitra eo aminy,+ ary ho fatin’ny hetaheta ny sarambaben’olona.+
13 Aoka isika hitondra tena tsara+ toy ny amin’ny andro, ka hifady ny lanonana feno filibana sy ny fibobohan-toaka,+ ny firaisana ara-nofo tsy ara-dalàna sy ny fitondran-tena baranahiny,+ ary ny fifamaliana+ sy ny fialonana.