FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Hanao tanimboaloboka sy hikarakara izany tokoa ianao, nefa tsy hisotro divay na dia kely aza sady tsy hioty na inona na inona,+ satria ho lanin’ny kankana izany.+

  • Isaia 32:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hitebiteby ianareo tsy miraharaha,+ rehefa afaka herintaona mahery kely, satria tsy hisy ny vokatra na dia rehefa tapitra aza ny fiotazam-boaloboka.+

  • Hosea 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa fijangajangana sy divay efa niotrika ela ary divay mamy no manaisotra ny faniriana hanao ny tsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara