FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 49:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Nandre tatitra avy amin’i Jehovah aho, ary nisy iraka nalefa tany amin’ireo firenena hilaza hoe: “Mivoria ka andao hanafika azy, ary mitsangàna, andao hiady aminy!”+

  • Obadia 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa efa akaiky ny andro hamelezan’i Jehovah ny firenena rehetra.+ Koa araka izay nataonao taminy no mba hatao aminao koa.+ Ary hatsingerina eo an-dohanao ny nataonao taminy.+

  • Malakia 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ary satria i Edoma manao hoe: ‘Notorotoroina izahay, nefa hiverina hanorina ireo tanàna rava’, dia hoy i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izy ireo hanorina, fa izaho kosa handrava.+ Ary ny olona dia hiantso azy ireo hoe “tanin’ny faharatsiana” sy “vahoaka nomelohin’i Jehovah+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara