-
Malakia 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Ary satria i Edoma manao hoe: ‘Notorotoroina izahay, nefa hiverina hanorina ireo tanàna rava’, dia hoy i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izy ireo hanorina, fa izaho kosa handrava.+ Ary ny olona dia hiantso azy ireo hoe “tanin’ny faharatsiana” sy “vahoaka nomelohin’i Jehovah+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.”
-