Salamo 149:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba hamaliana an’ireo firenena+Sy hanafaizana ny firenena samy hafa,+ Ezekiela 35:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Koa raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hovaliako araka ny fahatezerana sy ny fialonana nasehonao noho ny fankahalanao azy ianao.+ Koa hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy rehefa mitsara anao aho.+
11 ‘Koa raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hovaliako araka ny fahatezerana sy ny fialonana nasehonao noho ny fankahalanao azy ianao.+ Koa hataoko izay hahafantaran’izy ireo ahy rehefa mitsara anao aho.+