FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Josoa tamin’i Akana: “Miangavy anao aho, anaka, mba hanome voninahitra an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,+ ka hibaboka aminy.+ Lazao amiko+ re izay nataonao, fa aza afenina+ ahy e!”

  • 1 Samoela 14:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Dia hoy i Saoly tamin’i Jonatana: “Lazao ahy izay nataonao.”+ Koa hoy i Jonatana: “Nihinana tantely kely tokoa aho, tamin’ny tendron’ity tehina etỳ an-tanako ity.+ Koa intỳ aho! Aoka aho ho faty!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara