2 Samoela 21:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy i Davida tamin’ny Gibeonita: “Inona no hataoko ho anareo, ary inona no hataoko fandrakofam-pahotana,+ mba hitsofanareo rano ny lovan’i+ Jehovah?”
3 Dia hoy i Davida tamin’ny Gibeonita: “Inona no hataoko ho anareo, ary inona no hataoko fandrakofam-pahotana,+ mba hitsofanareo rano ny lovan’i+ Jehovah?”