FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Ary ny ampitson’iny, dia hoy i Mosesy tamin’ny vahoaka: “Efa nanao fahotana lehibe ianareo.+ Koa hiakatra any amin’i Jehovah aho izao. Angamba aho ho afaka hanao fandrakofam-pahotana ho anareo.”+

  • Levitikosy 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay fanatitra dorana izy, ary horaisina tsara+ izany mba handrakofana ny fahotany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara