FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 26:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Naminany tamin’ny andron’i Hezekia mpanjakan’ny Joda+ i Mika+ avy any Moreseta,+ ka nilaza tamin’ny mponin’i Joda rehetra hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Hasaina toy ny saha+ i Ziona ary ho lasa korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Ary ny tendrombohitra misy ny Tranon’Andriamanitra dia ho toy ny toerana avo any an’ala.”’+

  • Jeremia 52:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia nodoran’i Nebozaradana ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranon’ny mpanjaka ary ny trano rehetra tao Jerosalema.+ Nodorany+ koa ny tranon’ny olona ambony rehetra.

  • Daniela 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa henoy izao vavaka sy fitalahoan’ny mpanomponao izao, ry Andriamanitray ô! Ary noho ny anaranao, Jehovah ô, dia aoka ianao hankasitraka+ ny toeranao masina efa rava.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara